plt_tn/jer/32/38.md

457 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny Yaveh.

fo iray sy lalana iray mba hanomezam-boninahitra Ahy

Izany midika fa hisy firaisan-kina eo amin'ireo vahoakan'Israely ka hanompo an'i Yaveh irery ihany.

fanekena mandrakizay

"fifanarahana mandrakizay"

tsy hanatsaharako ny fanaovako soa azy ireo

DH: "hanao soa azy ireo foana Aho"

mba tsy hivadika Amiko mandrakizay izy ireo

DH: "mba hankatoavan'izy ireo sy hanompon'izy ireo Ahy"