plt_tn/jer/32/19.md

28 lines
947 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy nivavaka tamin'i Yaveh i Jeremia.
# Fa misokatra amin'ny lalanan'ny vahoaka rehetra ny masonao
DH: "Mahita ny zava-drehetra ataon'ny olona ianao"
# hanome ny olona tsirairay izay mendrikan'ny fitondran-tenany sy ny asany
"ary hamaly soa ny tsiraray arak'ireo zavatra ataon'izy ireo"
# Nanao famantarana sy fahagagana maro tao amin'ny tanin'ny Egypta Ianao
Io dia manondro ny tranga tany aloha tany rehefa nampiasa ny heriny Andriamanitra hanafahana ny vahoakan'Israely tamin'ny fanandevozana tany Egypta.
# ary eo amin'ny olombelona rehetra
"ary eo amin'ny vahoaka rehetra"
# nampalaza ny anaranao Ianao
Eto ny "anarana" dia manondro ny lazan'Andriamanitra. DH: "nampalaza ny tenanao Ianao"
# amin'ny tana-mahery, sy miaraka sandry mitsangana
Ireo fehezanteny ireo dia fomba fiteny manondro ny hery. Ireo no miaraka dia manamafy ny haben'ny herin'i Yaveh. DH: "tamin'ny herinao lehibe."