# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy nivavaka tamin'i Yaveh i Jeremia. # Fa misokatra amin'ny lalanan'ny vahoaka rehetra ny masonao DH: "Mahita ny zava-drehetra ataon'ny olona ianao" # hanome ny olona tsirairay izay mendrikan'ny fitondran-tenany sy ny asany "ary hamaly soa ny tsiraray arak'ireo zavatra ataon'izy ireo" # Nanao famantarana sy fahagagana maro tao amin'ny tanin'ny Egypta Ianao Io dia manondro ny tranga tany aloha tany rehefa nampiasa ny heriny Andriamanitra hanafahana ny vahoakan'Israely tamin'ny fanandevozana tany Egypta. # ary eo amin'ny olombelona rehetra "ary eo amin'ny vahoaka rehetra" # nampalaza ny anaranao Ianao Eto ny "anarana" dia manondro ny lazan'Andriamanitra. DH: "nampalaza ny tenanao Ianao" # amin'ny tana-mahery, sy miaraka sandry mitsangana Ireo fehezanteny ireo dia fomba fiteny manondro ny hery. Ireo no miaraka dia manamafy ny haben'ny herin'i Yaveh. DH: "tamin'ny herinao lehibe."