plt_tn/jer/32/19.md

947 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nanohy nivavaka tamin'i Yaveh i Jeremia.

Fa misokatra amin'ny lalanan'ny vahoaka rehetra ny masonao

DH: "Mahita ny zava-drehetra ataon'ny olona ianao"

hanome ny olona tsirairay izay mendrikan'ny fitondran-tenany sy ny asany

"ary hamaly soa ny tsiraray arak'ireo zavatra ataon'izy ireo"

Nanao famantarana sy fahagagana maro tao amin'ny tanin'ny Egypta Ianao

Io dia manondro ny tranga tany aloha tany rehefa nampiasa ny heriny Andriamanitra hanafahana ny vahoakan'Israely tamin'ny fanandevozana tany Egypta.

ary eo amin'ny olombelona rehetra

"ary eo amin'ny vahoaka rehetra"

nampalaza ny anaranao Ianao

Eto ny "anarana" dia manondro ny lazan'Andriamanitra. DH: "nampalaza ny tenanao Ianao"

amin'ny tana-mahery, sy miaraka sandry mitsangana

Ireo fehezanteny ireo dia fomba fiteny manondro ny hery. Ireo no miaraka dia manamafy ny haben'ny herin'i Yaveh. DH: "tamin'ny herinao lehibe."