plt_tn/jer/32/13.md

16 lines
555 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny i Jeremia.
# eo anatrehan'izy ireo
Ny "izy ireo" eto dia manondro an'i Hanamela, ireo vavolombelona ary ireo Jodeana.
# Alaivo ireo horonan-taratasy ireo, ny rosian'ny varotra izay voatombokase sy ny dika mitovy tsy voatombokase
"alaivo ilay horonan-taratasy voatombo-kase sy ilay tsy misy fitombon-kase"
# Ireo trano, ireo saha, ireo tanim-boaloboka dia mbola hovidina indray eto amin'ity tany ity
DH: "ireo vahoakan'Israely dia hividy trano, tanim-boaloboka ary saha ao amin'ilay tany indray"