plt_tn/jer/32/13.md

555 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny i Jeremia.

eo anatrehan'izy ireo

Ny "izy ireo" eto dia manondro an'i Hanamela, ireo vavolombelona ary ireo Jodeana.

Alaivo ireo horonan-taratasy ireo, ny rosian'ny varotra izay voatombokase sy ny dika mitovy tsy voatombokase

"alaivo ilay horonan-taratasy voatombo-kase sy ilay tsy misy fitombon-kase"

Ireo trano, ireo saha, ireo tanim-boaloboka dia mbola hovidina indray eto amin'ity tany ity

DH: "ireo vahoakan'Israely dia hividy trano, tanim-boaloboka ary saha ao amin'ilay tany indray"