# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny i Jeremia. # eo anatrehan'izy ireo Ny "izy ireo" eto dia manondro an'i Hanamela, ireo vavolombelona ary ireo Jodeana. # Alaivo ireo horonan-taratasy ireo, ny rosian'ny varotra izay voatombokase sy ny dika mitovy tsy voatombokase "alaivo ilay horonan-taratasy voatombo-kase sy ilay tsy misy fitombon-kase" # Ireo trano, ireo saha, ireo tanim-boaloboka dia mbola hovidina indray eto amin'ity tany ity DH: "ireo vahoakan'Israely dia hividy trano, tanim-boaloboka ary saha ao amin'ilay tany indray"