plt_tn/jer/31/08.md

470 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny Yaveh.

Indro

"henoy" na "henoy tsara"

ho rain'ny Israely Aho, ary ho lahimatoako i Efraima

Eto "Efraima" dia anarana hafa an'Israely ano". DH: "Ho toy ny ray ho an'i ny vahoakan'Israely Aho, ary izy ireo dia ho tahaka ny zanako voalohany""

lahimatoako

Ny zaza nateraka voalohany dia nanana voninahitra manokana sy andraikitra .

hitondra azy ireo

Eto ny "izy ireo" dia manondro ireo vahoak'Israelita.