plt_tn/jer/31/08.md

20 lines
470 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny Yaveh.
# Indro
"henoy" na "henoy tsara"
# ho rain'ny Israely Aho, ary ho lahimatoako i Efraima
Eto "Efraima" dia anarana hafa an'Israely ano". DH: "Ho toy ny ray ho an'i ny vahoakan'Israely Aho, ary izy ireo dia ho tahaka ny zanako voalohany""
# lahimatoako
Ny zaza nateraka voalohany dia nanana voninahitra manokana sy andraikitra .
# hitondra azy ireo
Eto ny "izy ireo" dia manondro ireo vahoak'Israelita.