# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny Yaveh. # Indro "henoy" na "henoy tsara" # ho rain'ny Israely Aho, ary ho lahimatoako i Efraima Eto "Efraima" dia anarana hafa an'Israely ano". DH: "Ho toy ny ray ho an'i ny vahoakan'Israely Aho, ary izy ireo dia ho tahaka ny zanako voalohany"" # lahimatoako Ny zaza nateraka voalohany dia nanana voninahitra manokana sy andraikitra . # hitondra azy ireo Eto ny "izy ireo" dia manondro ireo vahoak'Israelita.