plt_tn/jer/30/18.md

28 lines
722 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# Indro
"henoy tsara"
# hamerina ny harenan'ny lain'i Jakoba Aho ary hangoraka ireo tranony
DH: "ampahomby ny taranak'i Jakoba Aho ary hanana fangoraham-po amin'izy ireo"
# Dia hisy tanàna hiorina eo amin'ny faharavana misavovona
DH: "Dia hamerina hanangana an'i Jerosalema amin'ny faharavany indray izy ireo"
# Dia hisy hira fiderana sy feo fifaliana hivoaka avy amin'izy ireo
"Dia hihira hiram-piderana sy fifalian izy ireo"
# fa hampitombo azy ireo Aho fa tsy hampihena
Ireo fehzanteny ireo dia midika fa hampitombo ny isan'ireo Israelita Andriamanitra.
# izy ireo mba tsy hietry
DH: "mba tsy hisy ampihetry azy ireo"