# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # Indro "henoy tsara" # hamerina ny harenan'ny lain'i Jakoba Aho ary hangoraka ireo tranony DH: "ampahomby ny taranak'i Jakoba Aho ary hanana fangoraham-po amin'izy ireo" # Dia hisy tanĂ na hiorina eo amin'ny faharavana misavovona DH: "Dia hamerina hanangana an'i Jerosalema amin'ny faharavany indray izy ireo" # Dia hisy hira fiderana sy feo fifaliana hivoaka avy amin'izy ireo "Dia hihira hiram-piderana sy fifalian izy ireo" # fa hampitombo azy ireo Aho fa tsy hampihena Ireo fehzanteny ireo dia midika fa hampitombo ny isan'ireo Israelita Andriamanitra. # izy ireo mba tsy hietry DH: "mba tsy hisy ampihetry azy ireo"