plt_tn/jer/30/18.md

722 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

Indro

"henoy tsara"

hamerina ny harenan'ny lain'i Jakoba Aho ary hangoraka ireo tranony

DH: "ampahomby ny taranak'i Jakoba Aho ary hanana fangoraham-po amin'izy ireo"

Dia hisy tanàna hiorina eo amin'ny faharavana misavovona

DH: "Dia hamerina hanangana an'i Jerosalema amin'ny faharavany indray izy ireo"

Dia hisy hira fiderana sy feo fifaliana hivoaka avy amin'izy ireo

"Dia hihira hiram-piderana sy fifalian izy ireo"

fa hampitombo azy ireo Aho fa tsy hampihena

Ireo fehzanteny ireo dia midika fa hampitombo ny isan'ireo Israelita Andriamanitra.

izy ireo mba tsy hietry

DH: "mba tsy hisy ampihetry azy ireo"