plt_tn/jer/30/12.md

12 lines
327 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny ny hafatr'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely i Jeremia.
# Tsy azo sitranina ny ratranao ... hanasitrana anao
Io dia midika fa efa nanasazy azy ireo mafy Yaveh ka tsy nisy afaka nanampy azy ireo.
# Tsy misy hisolo vava anao
"Tsy misy olona nangataka famindram-po tamiko ho anao"