plt_tn/jer/30/12.md

327 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny ny hafatr'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely i Jeremia.

Tsy azo sitranina ny ratranao ... hanasitrana anao

Io dia midika fa efa nanasazy azy ireo mafy Yaveh ka tsy nisy afaka nanampy azy ireo.

Tsy misy hisolo vava anao

"Tsy misy olona nangataka famindram-po tamiko ho anao"