# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miteny ny hafatr'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely i Jeremia. # Tsy azo sitranina ny ratranao ... hanasitrana anao Io dia midika fa efa nanasazy azy ireo mafy Yaveh ka tsy nisy afaka nanampy azy ireo. # Tsy misy hisolo vava anao "Tsy misy olona nangataka famindram-po tamiko ho anao"