plt_tn/jer/30/04.md

8 lines
274 B
Markdown

# Nandre ... izahay
Ny teny "izahay" dia manondro an'i Yaveh. Matetika Izy no manondro ny tenany ho "izahay"
# feo nangovitry ny horohoro izahay fa tsy fiadanana
DH: "Nihiakam-patahorana ny olona satria tsy nisy fiadanana" na "Nihiakam-patahorana ianareo ... Fiadanana."