# Nandre ... izahay Ny teny "izahay" dia manondro an'i Yaveh. Matetika Izy no manondro ny tenany ho "izahay" # feo nangovitry ny horohoro izahay fa tsy fiadanana DH: "Nihiakam-patahorana ny olona satria tsy nisy fiadanana" na "Nihiakam-patahorana ianareo ... Fiadanana."