plt_tn/jer/30/04.md

274 B

Nandre ... izahay

Ny teny "izahay" dia manondro an'i Yaveh. Matetika Izy no manondro ny tenany ho "izahay"

feo nangovitry ny horohoro izahay fa tsy fiadanana

DH: "Nihiakam-patahorana ny olona satria tsy nisy fiadanana" na "Nihiakam-patahorana ianareo ... Fiadanana."