plt_tn/jer/29/12.md

465 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka momban'izay hitranga amin'ireo Israelita tratra babo Yaveh.

hiantso Ahy ... hivavaka amiko

iIreo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy izay ho avalin'i Yaveh amin'ny vavak'izy ireo. DH: "mivavaha amiko."

hihaino anareo Aho

Midika izany fa Yaveh dia hanome azy ireo izay nangatahan'izy ireo.

ho averiko ny harenareo

DH: "ho averiko hiatsara indray ny zava-drehetra ho anareo"