plt_tn/jer/29/12.md

16 lines
465 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka momban'izay hitranga amin'ireo Israelita tratra babo Yaveh.
# hiantso Ahy ... hivavaka amiko
iIreo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy izay ho avalin'i Yaveh amin'ny vavak'izy ireo. DH: "mivavaha amiko."
# hihaino anareo Aho
Midika izany fa Yaveh dia hanome azy ireo izay nangatahan'izy ireo.
# ho averiko ny harenareo
DH: "ho averiko hiatsara indray ny zava-drehetra ho anareo"