# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka momban'izay hitranga amin'ireo Israelita tratra babo Yaveh. # hiantso Ahy ... hivavaka amiko iIreo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy izay ho avalin'i Yaveh amin'ny vavak'izy ireo. DH: "mivavaha amiko." # hihaino anareo Aho Midika izany fa Yaveh dia hanome azy ireo izay nangatahan'izy ireo. # ho averiko ny harenareo DH: "ho averiko hiatsara indray ny zava-drehetra ho anareo"