plt_tn/jer/27/05.md

12 lines
358 B
Markdown

# tamin'ny alalan'ny heriko lehibe sy ny sandriko nitsangana
Ny andian-teny "sandriko nitsangana" dia manondro ny fahefana lehibe ary manamafy ilay fehezanteny voalohany. DH: "tamin'ny alalan'ny fahefako lehibe."
# nomeko an'izay marina teo imasoko izany
"izany dia nomeko an'izay naniry azy."
# handresy azy
Ho lasa mahery ka handresy an'i i Babylona.