# tamin'ny alalan'ny heriko lehibe sy ny sandriko nitsangana Ny andian-teny "sandriko nitsangana" dia manondro ny fahefana lehibe ary manamafy ilay fehezanteny voalohany. DH: "tamin'ny alalan'ny fahefako lehibe." # nomeko an'izay marina teo imasoko izany "izany dia nomeko an'izay naniry azy." # handresy azy Ho lasa mahery ka handresy an'i i Babylona.