plt_tn/jer/27/05.md

358 B

tamin'ny alalan'ny heriko lehibe sy ny sandriko nitsangana

Ny andian-teny "sandriko nitsangana" dia manondro ny fahefana lehibe ary manamafy ilay fehezanteny voalohany. DH: "tamin'ny alalan'ny fahefako lehibe."

nomeko an'izay marina teo imasoko izany

"izany dia nomeko an'izay naniry azy."

handresy azy

Ho lasa mahery ka handresy an'i i Babylona.