plt_tn/jer/25/34.md

558 B

ry mpiandry ondry

Io dia manondro ireo mpitarik'Israely.

Mihodikodina eo amin'ny vovoka

Io dia fanehoana alahelo, fisaonana na fahoriana.

fa efa tonga ny andro

DH: "fa efa tonga ny fotoana"

hiparitaka toy ny vilany manify ianareo rehefa mianjera

DH: "ho potika mora foana ianareo"

Tsy misy fialofana ho an'ireo mpiandry ondry

Tsy hisy toerana fiafenana azo hitsoahana amin'ity fitsarana na fandravana ity.

simbain'i Yaveh ny ahitr'izy ireo

Ny fitsaran'Andriamanitra dia ho eo amin'ireo mpitarika sy ny vahoaka, tsy hisy hamindrana fo.