# ry mpiandry ondry Io dia manondro ireo mpitarik'Israely. # Mihodikodina eo amin'ny vovoka Io dia fanehoana alahelo, fisaonana na fahoriana. # fa efa tonga ny andro DH: "fa efa tonga ny fotoana" # hiparitaka toy ny vilany manify ianareo rehefa mianjera DH: "ho potika mora foana ianareo" # Tsy misy fialofana ho an'ireo mpiandry ondry Tsy hisy toerana fiafenana azo hitsoahana amin'ity fitsarana na fandravana ity. # simbain'i Yaveh ny ahitr'izy ireo Ny fitsaran'Andriamanitra dia ho eo amin'ireo mpitarika sy ny vahoaka, tsy hisy hamindrana fo.