plt_tn/jer/25/34.md

24 lines
558 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ry mpiandry ondry
Io dia manondro ireo mpitarik'Israely.
# Mihodikodina eo amin'ny vovoka
Io dia fanehoana alahelo, fisaonana na fahoriana.
# fa efa tonga ny andro
DH: "fa efa tonga ny fotoana"
# hiparitaka toy ny vilany manify ianareo rehefa mianjera
DH: "ho potika mora foana ianareo"
# Tsy misy fialofana ho an'ireo mpiandry ondry
Tsy hisy toerana fiafenana azo hitsoahana amin'ity fitsarana na fandravana ity.
# simbain'i Yaveh ny ahitr'izy ireo
Ny fitsaran'Andriamanitra dia ho eo amin'ireo mpitarika sy ny vahoaka, tsy hisy hamindrana fo.