plt_tn/jer/25/17.md

579 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity andalana ity dia manohy ny sarintenin'ny fahatezeran'Andriamanitra ho toy rano izay ho araraka.

nampisotroiko izany ny firenena rehetra izay nalefan'i Yaveh ahy

Ny fisotrona amin'ny kapoakan-divay dia manamarika ny fitsaran'Andriamanitra.

mba hamadika azy ireo ho faharavana sy zavatra mampatahotra

DH: "mba hamotehaa azy ireo"

mampisiotsioka sy fanozonana

DH: "ho ankahalaina na hozonina"

tahaka azy ireo amin'izao andro izao

Hita mazava izany fa nisy fotoana teo anelanelan'ny nanoratana izany sy ny nitrangan'izany.