# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity andalana ity dia manohy ny sarintenin'ny fahatezeran'Andriamanitra ho toy rano izay ho araraka. # nampisotroiko izany ny firenena rehetra izay nalefan'i Yaveh ahy Ny fisotrona amin'ny kapoakan-divay dia manamarika ny fitsaran'Andriamanitra. # mba hamadika azy ireo ho faharavana sy zavatra mampatahotra DH: "mba hamotehaa azy ireo" # mampisiotsioka sy fanozonana DH: "ho ankahalaina na hozonina" # tahaka azy ireo amin'izao andro izao Hita mazava izany fa nisy fotoana teo anelanelan'ny nanoratana izany sy ny nitrangan'izany.