plt_tn/jer/25/17.md

20 lines
579 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity andalana ity dia manohy ny sarintenin'ny fahatezeran'Andriamanitra ho toy rano izay ho araraka.
# nampisotroiko izany ny firenena rehetra izay nalefan'i Yaveh ahy
Ny fisotrona amin'ny kapoakan-divay dia manamarika ny fitsaran'Andriamanitra.
# mba hamadika azy ireo ho faharavana sy zavatra mampatahotra
DH: "mba hamotehaa azy ireo"
# mampisiotsioka sy fanozonana
DH: "ho ankahalaina na hozonina"
# tahaka azy ireo amin'izao andro izao
Hita mazava izany fa nisy fotoana teo anelanelan'ny nanoratana izany sy ny nitrangan'izany.