plt_tn/jer/23/25.md

8 lines
386 B
Markdown

# Hafiriana no hitohizan'izany, ry mpaminany izay maminany lainga avy ao an-tsain'izy ireo, sy maminany avy amin'ny fitaka ao am-pon'izy ireo?
DH: "Tsy tokony hitohy intsony izany, ireo mpaminany izay nilaza lainga izay noforonin'izy ireo ihany"
# Izy ireo dia mitetika ny hanadinoan'ny oloko ny anarako ... nohon'ny anaran'i Bala.
"nitarika ny olona hanompo an'i Bala fa tsy Izaho"