plt_tn/jer/23/25.md

386 B

Hafiriana no hitohizan'izany, ry mpaminany izay maminany lainga avy ao an-tsain'izy ireo, sy maminany avy amin'ny fitaka ao am-pon'izy ireo?

DH: "Tsy tokony hitohy intsony izany, ireo mpaminany izay nilaza lainga izay noforonin'izy ireo ihany"

Izy ireo dia mitetika ny hanadinoan'ny oloko ny anarako ... nohon'ny anaran'i Bala.

"nitarika ny olona hanompo an'i Bala fa tsy Izaho"