# Hafiriana no hitohizan'izany, ry mpaminany izay maminany lainga avy ao an-tsain'izy ireo, sy maminany avy amin'ny fitaka ao am-pon'izy ireo? DH: "Tsy tokony hitohy intsony izany, ireo mpaminany izay nilaza lainga izay noforonin'izy ireo ihany" # Izy ireo dia mitetika ny hanadinoan'ny oloko ny anarako ... nohon'ny anaran'i Bala. "nitarika ny olona hanompo an'i Bala fa tsy Izaho"