plt_tn/jer/23/19.md

12 lines
305 B
Markdown

# rivo-doza ho avy
DH: "toy ny tafio-drivotra lehibe"
# Mitsoka manodidina ny lohan'ireo ratsy fanahy izany
DH: "ho avy eo amin'ireo ratsy fanahy izany"
# mandra-pahatanterahany sy mandra-pitondrany ny fikasan'ny fony
DH: "Ny hatezeran'i Yaveh dia hitondra ny fanasaziana rehetra izay efa nokasainy"