# rivo-doza ho avy DH: "toy ny tafio-drivotra lehibe" # Mitsoka manodidina ny lohan'ireo ratsy fanahy izany DH: "ho avy eo amin'ireo ratsy fanahy izany" # mandra-pahatanterahany sy mandra-pitondrany ny fikasan'ny fony DH: "Ny hatezeran'i Yaveh dia hitondra ny fanasaziana rehetra izay efa nokasainy"