rivo-doza ho avy
DH: "toy ny tafio-drivotra lehibe"
Mitsoka manodidina ny lohan'ireo ratsy fanahy izany
DH: "ho avy eo amin'ireo ratsy fanahy izany"
mandra-pahatanterahany sy mandra-pitondrany ny fikasan'ny fony
DH: "Ny hatezeran'i Yaveh dia hitondra ny fanasaziana rehetra izay efa nokasainy"