plt_tn/jer/23/05.md

988 B

ho avy ny andro

Ny fotoana ho avy resahina toy ny zavatra manatona ilay mpitantara na ny mpihaino. DH: "Ho avy ny fotoana"

izao no fanambaran'i Yaveh

"izao no nolazain'i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

rantsana marina

Ity mpanjaka ho avy avy amin'ny taranak'i Davida ity dia resahina toy ny rantsana maniry eny amin'ny hazo. DH: "taranaka marina"

rantsana marina

Misy amin'ireo dikan-teny vaovao no mndika izany ho "mpandova ara-dalàna ny seza fiandrianana."

hampisy rariny sy fahamarinana eo amin'ilay tany

Ny "rariny" sy "fahamarinana" dia midika hoe hoe olona manao ny marina. DH: "hatonga ny olona hanao ny tsara sy marina"

eo amin'ilay tany

Eto ny "tany" dia manondro ireo olona tao amin'ilay firenena. DH: " eo amin'ireo olona ao amin'ilay firenena"

ho voavonjy i Joda, ary Israely dia hiaina am-pilaminana

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny.

ho voavonjy i Joda

DH: "Hanavotra an'i Joda amin'ireo fahavalony izy"