# ho avy ny andro Ny fotoana ho avy resahina toy ny zavatra manatona ilay mpitantara na ny mpihaino. DH: "Ho avy ny fotoana" # izao no fanambaran'i Yaveh "izao no nolazain'i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # rantsana marina Ity mpanjaka ho avy avy amin'ny taranak'i Davida ity dia resahina toy ny rantsana maniry eny amin'ny hazo. DH: "taranaka marina" # rantsana marina Misy amin'ireo dikan-teny vaovao no mndika izany ho "mpandova ara-dalàna ny seza fiandrianana." # hampisy rariny sy fahamarinana eo amin'ilay tany Ny "rariny" sy "fahamarinana" dia midika hoe hoe olona manao ny marina. DH: "hatonga ny olona hanao ny tsara sy marina" # eo amin'ilay tany Eto ny "tany" dia manondro ireo olona tao amin'ilay firenena. DH: " eo amin'ireo olona ao amin'ilay firenena" # ho voavonjy i Joda, ary Israely dia hiaina am-pilaminana Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. # ho voavonjy i Joda DH: "Hanavotra an'i Joda amin'ireo fahavalony izy"