plt_tn/jer/23/05.md

32 lines
988 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ho avy ny andro
Ny fotoana ho avy resahina toy ny zavatra manatona ilay mpitantara na ny mpihaino. DH: "Ho avy ny fotoana"
# izao no fanambaran'i Yaveh
"izao no nolazain'i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# rantsana marina
Ity mpanjaka ho avy avy amin'ny taranak'i Davida ity dia resahina toy ny rantsana maniry eny amin'ny hazo. DH: "taranaka marina"
# rantsana marina
Misy amin'ireo dikan-teny vaovao no mndika izany ho "mpandova ara-dalàna ny seza fiandrianana."
# hampisy rariny sy fahamarinana eo amin'ilay tany
Ny "rariny" sy "fahamarinana" dia midika hoe hoe olona manao ny marina. DH: "hatonga ny olona hanao ny tsara sy marina"
# eo amin'ilay tany
Eto ny "tany" dia manondro ireo olona tao amin'ilay firenena. DH: " eo amin'ireo olona ao amin'ilay firenena"
# ho voavonjy i Joda, ary Israely dia hiaina am-pilaminana
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny.
# ho voavonjy i Joda
DH: "Hanavotra an'i Joda amin'ireo fahavalony izy"