plt_tn/jer/22/08.md

8 lines
337 B
Markdown

# Ary firenena maro no handalo amin'ity tanàna ity
DH: "Ary olona avy amin'ny firenena maro samihafa no handalo amin'ity tanàna ity."
# niankohoka tamin'ireo andriamanitra hafa sy nanompo azy ireo
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny dikany. Ny andian-teny "niankohoka " dia mamaritra ny fihetsika ataon'ny olona rehefa manompo.