# Ary firenena maro no handalo amin'ity tanàna ity DH: "Ary olona avy amin'ny firenena maro samihafa no handalo amin'ity tanàna ity." # niankohoka tamin'ireo andriamanitra hafa sy nanompo azy ireo Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny dikany. Ny andian-teny "niankohoka " dia mamaritra ny fihetsika ataon'ny olona rehefa manompo.