plt_tn/jer/22/08.md

337 B

Ary firenena maro no handalo amin'ity tanàna ity

DH: "Ary olona avy amin'ny firenena maro samihafa no handalo amin'ity tanàna ity."

niankohoka tamin'ireo andriamanitra hafa sy nanompo azy ireo

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny dikany. Ny andian-teny "niankohoka " dia mamaritra ny fihetsika ataon'ny olona rehefa manompo.