plt_tn/jer/22/06.md

384 B

tranon'ny mpanjakan'i Joda

Io ihany koa dia azo adika hoe "ankohonan'ny mpanjakan'i Joda" ary manondro ny fianakaviana sy ireo tarakin'ny mpanjakan'i Joda.

Ianao dia tahaka an'i Gileada

Yaveh dia mamaritra ny fifandraisany tsara manoloanan'ny fianakaviana sy ireo taranakin'ny mpanjakan'i Joda

avadiko tany efitra

DH: "hatonga ireo tanànanao ho foana sy tsy misy mponina"