# tranon'ny mpanjakan'i Joda Io ihany koa dia azo adika hoe "ankohonan'ny mpanjakan'i Joda" ary manondro ny fianakaviana sy ireo tarakin'ny mpanjakan'i Joda. # Ianao dia tahaka an'i Gileada Yaveh dia mamaritra ny fifandraisany tsara manoloanan'ny fianakaviana sy ireo taranakin'ny mpanjakan'i Joda # avadiko tany efitra DH: "hatonga ireo tanĂ nanao ho foana sy tsy misy mponina"