plt_tn/jer/22/06.md

12 lines
384 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tranon'ny mpanjakan'i Joda
Io ihany koa dia azo adika hoe "ankohonan'ny mpanjakan'i Joda" ary manondro ny fianakaviana sy ireo tarakin'ny mpanjakan'i Joda.
# Ianao dia tahaka an'i Gileada
Yaveh dia mamaritra ny fifandraisany tsara manoloanan'ny fianakaviana sy ireo taranakin'ny mpanjakan'i Joda
# avadiko tany efitra
DH: "hatonga ireo tanànanao ho foana sy tsy misy mponina"