plt_tn/jer/20/16.md

28 lines
920 B
Markdown

# izany lehilahy
Io dia manondro ilay leluhilahy nampahafantatra ny rain'i Jeremia tao sy ny fahaterahany
# ireo tanàna izay noravain'i Yaveh
Io dia manondro an'i Sodoma st Gomora.
# Aoka izy handre ny antso vonjy
Eto ny teny "izy" dia manondro "ilay lehilahy."
# nanao ny reniko ho fasako
Ny kibon'ny renin'i Jeremia no hihazona ny vata-mangatsiakany toy ny hihazonan'reo fasana ny olona maty.
# Nahoana izany no nivoaka tao am-bohoka aho mba hijery fahoriana sy alahelo, mba ho feno henatra ireo androko?'
Nametraka io fanontaniana io i Jeremia mba hitarainana fa tsy misy antony nahateraka azy. DH: "tsy misy antony nahateraka ahy mba hijery olana sy fahoriana ihany ... ireo androko."
# hijery fahoriana sy alahelo
Ny "fahoriana" sy "alahelo" dia mitovy ny dikany ary manamafy ny halehibe sy hamafin'ny fijaliana. DH: "hiaina fijaliana maro."
# feno henatra ireo androko
DH: "feno henatra ny fiainako"