plt_tn/jer/20/16.md

920 B

izany lehilahy

Io dia manondro ilay leluhilahy nampahafantatra ny rain'i Jeremia tao sy ny fahaterahany

ireo tanàna izay noravain'i Yaveh

Io dia manondro an'i Sodoma st Gomora.

Aoka izy handre ny antso vonjy

Eto ny teny "izy" dia manondro "ilay lehilahy."

nanao ny reniko ho fasako

Ny kibon'ny renin'i Jeremia no hihazona ny vata-mangatsiakany toy ny hihazonan'reo fasana ny olona maty.

Nahoana izany no nivoaka tao am-bohoka aho mba hijery fahoriana sy alahelo, mba ho feno henatra ireo androko?'

Nametraka io fanontaniana io i Jeremia mba hitarainana fa tsy misy antony nahateraka azy. DH: "tsy misy antony nahateraka ahy mba hijery olana sy fahoriana ihany ... ireo androko."

hijery fahoriana sy alahelo

Ny "fahoriana" sy "alahelo" dia mitovy ny dikany ary manamafy ny halehibe sy hamafin'ny fijaliana. DH: "hiaina fijaliana maro."

feno henatra ireo androko

DH: "feno henatra ny fiainako"