# izany lehilahy Io dia manondro ilay leluhilahy nampahafantatra ny rain'i Jeremia tao sy ny fahaterahany # ireo tanĂ na izay noravain'i Yaveh Io dia manondro an'i Sodoma st Gomora. # Aoka izy handre ny antso vonjy Eto ny teny "izy" dia manondro "ilay lehilahy." # nanao ny reniko ho fasako Ny kibon'ny renin'i Jeremia no hihazona ny vata-mangatsiakany toy ny hihazonan'reo fasana ny olona maty. # Nahoana izany no nivoaka tao am-bohoka aho mba hijery fahoriana sy alahelo, mba ho feno henatra ireo androko?' Nametraka io fanontaniana io i Jeremia mba hitarainana fa tsy misy antony nahateraka azy. DH: "tsy misy antony nahateraka ahy mba hijery olana sy fahoriana ihany ... ireo androko." # hijery fahoriana sy alahelo Ny "fahoriana" sy "alahelo" dia mitovy ny dikany ary manamafy ny halehibe sy hamafin'ny fijaliana. DH: "hiaina fijaliana maro." # feno henatra ireo androko DH: "feno henatra ny fiainako"