plt_tn/jer/18/15.md

705 B

izy ireo ary tafintohina teny amin'ireo lalany

Eto ny teny "izy ireo" dia manondro "ny vahoakako."

Ho tonga horohoro ny tanin'izy ireo

DH: "ho lasa zavatra izay hampihorohoro ny olona"

siotsioka

Io dia feo izay mampiseho tsy fankatoavana.

mandalo eo aminy

Eto ny teny "aminy" dia manondro ny "tanin'izy ireo."

Hanaparitaka azy ireo eo anoloan'ny fahavalony tahaka ny rivotra atsinanana Aho

Yaveh dia mampitaha ny tenany amin'ny rivotra avy any atsinanana izay manaparitaka vovoka sy fako.

Hanaparitaka azy ireo

Eto ny teny "azy ireo" dia manondro "ny vahoakako."

Hampiseho ny lamosiko azy ireo Aho

Io fihetsika io dia mampiseho fa handà tsy hanampy ny vahoakany Andriamanitra.